Teny iditra fihanta (hanta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mihanta, na mangataka mafy amim-pitalahoana fa matoky fitiavana [Rajemisa 1985]

2009/02/23