Teny iditra | fihantsiana (hantsy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihaikana, fitadiavana hifaninana, hiady, hifampitana amin' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A challenge, a defiant attitude [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Défi, provocation [1.8] | |
Fivaditsoratra | fihantsiana, fisintahana, ifantsihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |