Teny iditra | fihaotra (haotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihaotra, na mikaoka ny hoditra mba hanala hidihidy [1.1] | |
Fivaditsoratra | ahifotra, fiahotra, fihaotra, fihoatra, hafoitra, tafarohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |