Teny iditra fihara-bava (haratra, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31