Teny iditra fiharatra (haratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] hareza [Rakotosaona 1972]
 Fomba entina miharatra
¶ Lelan-java-maranitra, hareza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a small razor or knife, a lancet. Fihatsaka also used. See hareza. [Richardson 1885]
 a razor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rasoir [Hallanger 1974]
Mpanahaka  mangoro ~ hareza
Teny nalaina 

Teny iditra fiharatra (haratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza olona fetsy
¶ Olona kinga aoka izany raha hiteny [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fetsy

2010/04/03