Teny iditra | fiharoana (haro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikambanana, firaisana amin' ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin' ny ankizy maro toa azy [1.1] | |
Fivaditsoratra | afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |