Teny iditra fihatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] antsikely famoran-jaza [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [David 1952 (takila F)]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fihatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [Rajemisa 1985]

2017/03/10