Teny iditra fihatsarambelatsihy (tsaravelatsihy (tsara, velatra, tsihy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'hypocrisie [1.3]
Ohatra 
1Fo tsy misy efitrefitry ny ahiahy, fo tsy mizarazaran' ny fihatsarambelatsihy. [2.499]
2Fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian' ny tsy maty manota. [4.27]
3Ny tanana saika hatolotra no nahemotro haingana ary ny tenin-kafaliana fihatsarambelatsihy no nateliko tsy hivoaka. [2.944]
Tovy hevitra tsaravelatsihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20