Teny iditra fihaza (haza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fihaza (haza)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [Rajemisa 1985]

2009/02/23