Teny iditra fihazohazoana (hazohazo (hazo))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation [1.3]
Ohatra Ary ny fihazohazoana mandany andro. [2.528]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09