Teny iditra | fiheninkenenana (heninkenina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |