Teny iditra fihetsiketsehana (hetsiketsika (hetsika))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manifestation, mouvement de revendication [1.13]
Ohatra 
1mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro. [2.314]
2Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/27