Teny iditra fihiaka (hiaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mihiaka, na mihaika, mihantsy ady [Rajemisa 1985]

Teny iditra fihiaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy voromahery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A species of long-legged hawk (gymnogene). Polyboroides radiatus, Scop. Same as fiaky, fieka, feheaky, and voronomby [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Polyboroides radiatus
Teny mitovy hevitra feheaky ~ feka ~ fiaky

2010/05/06