Teny iditra fihidiana (hidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana no fihidian' ny lalana mianatsimo [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20