Teny iditra fihifihy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana noho ny tahotra, fihararetana fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shudder, a tremor, a quaking, shivering, or shrinking from cold or fear. Comp. jihijihy. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2012/11/19