Teny iditra fihihirana (hihitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La ténacité, la constance [1.3]
Ohatra Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09