Teny iditra fihimokimoka (himokimoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihimokimoka, na manakombona ny vava mba tsy hihomehy, nefa fantatra ihany fa te hihomehy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05