Teny iditra fihina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [Richardson 1885]
 a grasp, a grab, a clutching [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de serrer, de tenir, de retenir, d'embrasser [Abinal 1888]
 action de tenir, de retenir [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/11/19