Teny iditra fihinana (hinana (hana))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
fihinana
fihinako
fihinanao
fihinany
fihinantsika
fihinanay
fihinanareo
fihinan'
fihinan-
fihinam-
fihina-
-pihinana
-pihinako
-pihinanao
-pihinany
-pihinantsika
-pihinanay
-pihinanareo
-pihinan'
-pihinan-
-pihinam-
-pihina-
Ohatra 
1Fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 121]
2Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 58]
3Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an- 557 trano. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 335]
Teny nalaina 

Teny iditra fihinana (hinana (hana))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [Rajemisa 1985]

2017/02/23