Teny iditra fihinina (fihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
¶ Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany
Mitovy hevitra: giazana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be grasped, to be pressed, to be squeezed. [Richardson 1885]
 to be grasped, to be held tight [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on tient, qu'on retient [Hallanger 1974]
Endriteny 
fihinina
fihiniko
fihininao
fihininy
fihinintsika
fihininay
fihininareo
fihinin'
fihinin-
fihinim-
fihini-
nofihinina
nofihiniko
nofihininao
nofihininy
nofihinintsika
nofihininay
nofihininareo
nofihinin'
nofihinin-
nofihinim-
nofihini-
hofihinina
hofihiniko
hofihininao
hofihininy
hofihinintsika
hofihininay
hofihininareo
hofihinin'
hofihinin-
hofihinim-
hofihini-
fihino
Teny nalaina 

2012/11/19