Teny iditra fihintsana (hintsana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ Fomban' ny zavatra mihintsana, miala, miraraka: Jereo kely ny fihintsan' ny vonin' ireto raozy ireto [Rajemisa 1985]

2009/02/23