Teny iditra fihirana (hira)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny asa atao rehefa mihira
¶ Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana
¶ Boky misy tonon-kira [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy see hira. [Richardson 1885]
 the act of singing; a hymnbook [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de chanter; recueil de cantiques [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

Teny iditra fihirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] haravoana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31