Teny iditra fihitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitazonana sy famikirana amin-kiry [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra fihitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra fihitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ahitra mantra [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06