Teny iditra fihoakoaka (hoakoaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05