Teny iditra fihodina (hodina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [Rajemisa 1985]

2009/02/23