Teny iditra fihotsahana (hotsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan' ny tamboho izany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay éboulement, glissement [SLP 1986]

2009/10/20