Teny iditra fihozohozo (hozohozo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fangozohozo

2009/02/23