Teny iditra fijabajaba (jabajaba (jaba))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandeha kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina, fitsapatsapa, fitsofoka befahatany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20