Teny iditra fijajirihana (jajirika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray ny fijajirihako teo ambaravaranareo [Rajemisa 1985]

2009/02/23