Teny iditra |
fijangajangana
(jangajanga (janga))
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena:
Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Adultery, licentiousness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Luxure [1.3, 1.8]
|
| Adultère [1.8]
|
Ohatra |
1 | Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana!
[2.529]
|
2 | Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina
[2.5]
|
|
|