Teny iditra fijanonana (janona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika
¶ Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina
¶ Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny
¶ Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana
¶ Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a stop; an interruption; [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay arrêt, halte [Hallanger 1974]
 station, stationnement, halte [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31