Teny iditra fijehojeho (jehojeho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mijehojeho, izany hoe mandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary [Rajemisa 1985]

2009/02/23