Teny iditra fijery (jery)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina mijery: Manao fijerin' a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ohatra   Be no fijery io hofan-trano io; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 211]
Ny fijery azy dia tsy tarehin''olon-doza. [Rabary: Daty, takila 235]
Fomba fijery manana ny maha marina azy izay; [Razafiarivony: Harivolana, takila 8]
Ny tarehiny amambikany dia hafa no fijery azy. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona. [SeFaFi , 2004/10/01]
Ny bikany  
fijery
fijeriko
fijerinao
fijeriny
fijerintsika
fijerinay
fijerinareo
fijerin'
fijerin-
fijerim-
-pijery
-pijeriko
-pijerinao
-pijeriny
-pijerintsika
-pijerinay
-pijerinareo
-pijerin'
-pijerin-
-pijerim-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fijery
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   maso [Bara] [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
fijery
fijeriko
fijerinao
fijeriny
fijerintsika
fijerinay
fijerinareo
fijerin'
fijerin-
fijerim-
-pijery
-pijeriko
-pijerinao
-pijeriny
-pijerintsika
-pijerinay
-pijerinareo
-pijerin'
-pijerin-
-pijerim-

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/06