Teny iditra fijijijijiana (jijijijy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famindrana manao dingana fohy toy ny mandihy; fitarainana noho ny fanaintainana; fanenoana mikiririoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05