Teny iditra |
fijinjana
(jinja)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument [1.3]
|
Ohatra |
1 | Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody.
[1.228]
|
2 | Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana.
[1.369]
|
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|