Teny iditra fijokoana (joko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] otrika, famitsahana hamely [Rakotosaona 1972]
 Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko [Rajemisa 1985]

2012/11/20