Teny iditra fikakana (kaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisiana kaka; na fanasiana kaka
Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [1.1]

Teny iditra fikakana (kaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31