Teny iditra fikambanam-piavotana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fikambanana mikendry ny hamongotra ny fitsentsefana, ny tsy rariny ary ny tsy fitoviana eo amin'ny fiaraha-monina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Mouvement révolutionnaire [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31