Teny iditra fikambanana (kambana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
¶ Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a society, an organization [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   société, organisation, congrégation, association [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy   ¶ fikambanana maroraritsana: fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   groupement, association, organisation
¶ fikambanana maroraritsana: société multinationale
¶ fikambanana miafina: organisation secrète [SLP: Voambolana]
Teny nalaina  
Fifanahafana   fikambanana

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/23