Teny iditra fikambanana marorantsana
Singan-teny fikambanana ; marorantsana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Société multinationale [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17