Teny iditra |
fikarohana
(karoka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay ¶ Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo ¶ Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | l'action de fouiller, de scruter, de chercher,
l'instrument, le lieu [Abinal 1888]
|
| recherche [SLP 1986]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|