Teny iditra |
fikasihana
(kasika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1]
|
Ohatra | Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany.
[2.424]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fikasihana
(kasika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fer à souder, archet de violon [1.3]
|
Tovy hevitra | |
|