Teny iditra fikatraoka (katraoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mikatraoka, izany hoe mipoapoaka toy ny fandehan' ny soavaly na ny kiraro amin' ny akoravato [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05