Teny iditra | fikatso (katso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mampiady, mampisaraka ny mpifankatia, manimba ny fihavanana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikatso, fitsako, fitsoka, fokatsy, kafotsy, tsakofy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |