Teny iditra fikendrena (kendry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20