Teny iditra fikendry (kendry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mikendry [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy what one should have in view [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de viser; dessein, propos, attention, application [Abinal 1888]
 manière de proposer, de viser; ce qu'on vise [Hallanger 1974]

Teny iditra fikendry (kendry)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo kendrena [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31