Teny iditra fikeninkenenana (keninkenina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisahanana raharaha madinidinika; fihodinkodinana amin' ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05