Teny iditra fikenonkenona (kenonkenona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mikenonkenona, fomban' ny olona mikenonkenona, izany hoe mikarakara ny raharaha maro madinidinika ao an-tokantrano [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23