Teny iditra fiketrahana (ketraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihalefahana, figedragedrana, fahakiviana: Ny fiketrahan' ny tady [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   l'action de se détendre, de se calmer, de se décourager, de se déconcerter [Abinal 1888]

Teny iditra fiketrahana (ketraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sezam-piandrianana ipetrahan' ny mpanjaka, ny filoha ambonim-pirenena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   A name for a chair. See seza. [Richardson 1885]
   a throne (distinguish from fipetrahana) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   trône (à distinguer de fipetrahana) [Hallanger 1974]

Teny iditra fiketrahana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] toerana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/03