Teny iditra fiketsoketsoana (ketsoketso (ketso))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipentsompentsonana, fitenitenenam-poana, milaza izay tsy tokony holazaina; fahabasiam-bava [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20